Intervention de nos leaders communautaires à Morondava & Distribution des kits d’hygiène – Menabe
Projet “Femmes résilientes aux effets du changement climatique
“
Intervention de nos leaders communautaires à Morondava & Distribution des kits d’hygiène – Menabe
Projet “Femmes résilientes aux effets du changement climatique
“
Notanterahina anio ny loha-bary andasy “FEO IRAISAN’NY VEHIVAVY TOMPON’ANDRAIKITRA” ho fampiofanana ireo tanora maro be mpikambana ao amin’ny FPFE sy VMLF izay ao amin’ny tetikasa FÉMINISTE EN ACTION izay hiarahana miasa amin’ny CARE sy ny AFD.
Tsafa fa tena mavitrika ny tanora anio azo antoka fa hanana hoavy mamiratra ny firenen-tsika , indrindra eo amin’ny sehatrin’ny fampitovin-jo ny lahy sy ny vavy .

Nandray anjara tamin’ny COURSE POUR LA PAIX izay nokarakarain’ny Centre Arrupe Madagascar n’y FPFE , mavitrika ny ekipa tontosa soa aman-tsara ny hazakazaka koa ndeha isika olom-pirenena hiara hientana mba hitandro sy hiaro ny fandriam-pahalemana sy ny filaminana.

Notanterahina omaly sy anio ny atelier teto amin’ny Radama hotel Antaninarenina ny “capitalisation des acquis ” izay namondronana n’y hevitrin’ny tanora Sy ny lehibe nanao atelier momban’ny tetikasa FÉMINISTE EN ACTION izay vatsian’ny CARE sy AFD vola.
#feministe_en_action
#care_madagascar #FPFE #vmlf


Participation de FPFE Fort Dauphin a la conference debat « VEHIVAVY MIRAY HINA ».Avec la participation de la Gouverneur de la region Anosy.

Tontosa anio teto amin’ny Radama hotel Antaninarenina ny « Atelier de plaidoyer pour les partis politiques sur la participation des femmes aux postes de décision » izay notanterahin’ny FPFE sy ny VMLF amin’ny alalan’ny tetikasa FEMINISTE EN ACTION izay hiarahana miasa amin’ny AFD – Agence Française de Développement sy CARE International Madagascar maro ireo antoko politika nandray anjara tamin’izany !

atelier
Atelier de plaidoyer sur la participation des femmes aux postes de décisions auprès du pouvoir exécutif dans le cadre du projet FÉMINISTE EN ACTION en partenariat avec CARE International Madagascar et AFD – Agence Française de Développement
Atelier de plaidoyer sur la participation des femmes aux postes de décisions auprès du pouvoir exécutif dans le cadre du projet FÉMINISTE EN ACTION en partenariat avec CARE International MadagascarCARE et AFD – Agence Française de Développement