Nandray anjara tamin’ny COURSE POUR LA PAIX izay nokarakarain’ny Centre Arrupe Madagascar n’y FPFE , mavitrika ny ekipa tontosa soa aman-tsara ny hazakazaka koa ndeha isika olom-pirenena hiara hientana mba hitandro sy hiaro ny fandriam-pahalemana sy ny filaminana.
